Malagasy words for bureaucracy
Malagasy to English Dictionary: Words, phrases, translations: Introductions | Food | Accommodations | Travel | Communications | Shopping | Money | Health | Bureaucracy | Weather | Nature | Animals | Plants | Politics | Emergency | Time | Measures | Numbers
| Can you fill out this form please? | Fenoy kefy ity azafady? | |
| What is your name? | Iza no anaranao? | |
| My name is [NAME] | [NAME] no anarako | |
| When were you born? | Oviana ianao no teraka? | |
| I was born in [PLACE] | Teraka tamin'ny [PLACE] aho | |
| Where do you come from? | Avy aiza ianao? | |
| I come from [PLACE] | Avy any [PLACE] aho. | |
| How long are you staying in Madagascar? | Hafiriana no hijanonanao eto Madagasikara? | |
| I am staying in Madagascar for [#] days/weeks/months | Mijanona [#] andro/herinandro/volana eto Madagasikara aho. | |
| Are you here for business or vacation? | Hiasa eto ianao sa haka rivotra? | |
| Is there anything we should pay particular attention to? | Misy zavatra tokony hotandremanay manokana ve? | |
| Please sign here | Soniavo eto azafady | |
| Where's [X]'s office? | Aiza ny biraoni'I [X] | |
| application form | taratasy fangatahana | |
| surname | anarana | |
| first name | fanampin anarana | |
| date of birth | daty nahaterahana | |
| place of birth | toerana nahaterahana | |
| male/female | lahy/vavy | |
| married/single | manambady/tsy manambady | |
| profession | asa | |
| address | adiresy | |
| nationality | fihaviana | |
| reason for travel | anton-dia | |
| business | raharaha | |
| tourism | fizahan-tany | |
| date of arrival | daty nahatongavana | |
| date of departure | daty hiverenana | |
| passport | pasipaoro | |
| passport number | nimeraon'ny pasipaoro | |
| passport photograph | sary tapaka | |
| a copy of | kopian'ny | |
| valid | manan-kery | |
| visa | visa | |
| agriculture | fambolena | |
| defense | fiarovana | |
| education | fampianarana | |
| health | fahasalamana | |
| justice | fitsarana | |
| transport | fitaterana | |
| water and forests | rano sy ala |