Malagasy words for emergency
Malagasy to English Dictionary: Words, phrases, translations: Introductions | Food | Accommodations | Travel | Communications | Shopping | Money | Health | Bureaucracy | Weather | Nature | Animals | Plants | Politics | Emergency | Time | Measures | Numbers
| There has been an accident | Misy aksida atsy | |
| Does anyone speak English | Misy miteny anglisy ve? | |
| Can you help me? | Afaka manampy ahy ve ianao? | |
| Can you deal with the injured passengers? | Afaka mikarakara ireo maratra ve ianao? | |
| Can you call the police? | Afaka miantso polisy ve ianao? | |
| Can you call a doctor? | Afaka miantso dokotera ve ianao? | |
| Take me to the nearest hospital | Ento amin'ny hopitaly akaiky indrindra aho | |
| Take me to a doctor | Ento dokotera aho | |
| I am hurt | Maratra aho | |
| I am ill | Marary aho | |
| Can you show me your ID? | Asehoy ahy kely ny kara-panondronao? | |
| Where is the nearest gas station? | Aiza ny mpivarotra lasantsy akaiky eto? | |
| Our car is stuck | Mihitsoka ny fiaranay | |
| gasoline | lasantsy | |
| tire | pone | |
| seat | seza | |
| Help! | Vonjeo! | |
| Call the police! | Miantsoa polisy | |
| Where is the police station? | Aiza by biraon'ny polisy aho? | |
| I am lost | Very aho | |
| I want to contact my embassy | Mila miresaka amin'ny ny ambasadiko aho | |
| I need an interpreter | Mila mpandika teny aho | |
| My [X] has been stolen | Nisy nangalatra ny [X] ko | |
| I lost my [X] | Very ny [X] ko | |
| I have been robbed | Nisy nanendaka aho | |
| I did not do that | Tsy nanao izany aho | |
| I need a lawyer | Mila avocat aho | |
| bag | paoketra | |
| camera | fakan-tsary | |
| documents | taratasy | |
| eyeglasses | solomaso | |
| ID | kara-panondro | |
| key | lakile | |
| lost | very | |
| money | vola | |
| pickpocket | mpangaro-paosy | |
| stolen | nisy nangalatra | |
| theif | mpangalatra | |
| wallet | porte-feuille | |
| watch | famantaranandro |