Malagasy words for nature
Malagasy to English Dictionary: Words, phrases, translations: Introductions | Food | Accommodations | Travel | Communications | Shopping | Money | Health | Bureaucracy | Weather | Nature | Animals | Plants | Politics | Emergency | Time | Measures | Numbers
What is this? | Inona ity? | |
I would like to see [X] | Te-hahita [X] aho | |
It is a [X] | [x] io | |
Is it poisonous? | Misy poizina ve io? | |
Is it dangerous to touch? | Mampidi-doza ve ny mikasika an'io? | |
Do you see that? | Hitanao ve io? | |
Do you hear that? | Henanao ve izany? | |
I would like to climb/hike it | Te-hananika an'io aho | |
I would like to swim/walk | Te-hilomano/handehandeha aho | |
air | rivotra | |
animal | biby | |
brook | renirano kely | |
cloud | rahona | |
cyclone | rivo-doza | |
desert | efitra | |
dust | vovoka | |
earthquake | horohoron-tany | |
fire | afo | |
flower | voninkazo | |
forest | ala | |
full moon | diavolana | |
hail | avandra | |
hill | havoana | |
field | tanim-boly | |
meadow | fahitra | |
moon | volana | |
mud | fotaka | |
ocean | oseanina | |
palm tree | palmie | |
palnts | zava-maniry | |
river | renirano | |
sand | fasika | |
sky | lanitra | |
smoke | setroka | |
star | kintana | |
storm | tafio-drivotra | |
sun | masoandro | |
sunrise | fiposahan'ny masoandro | |
sunset | fodian'ny masoandro | |
sunshine | tana-masoandro | |
thunder | kotro-baratra | |
tree | hazo | |
valley | lohasaha | |
view | izay tazana | |
waterfall | riana | |
wind | rivotra |